This band rocks!!!love you guys!!!
enjoy!!! ^_^
Toerana taloha nahitana ny hatanorana
Toerana fahiny nandalovan'ny fahazazana
Toeran'ny fahendrena nitoeran'ny hadalana
Nahitana ny mangidy sy ny nahitana ny mamy
Nilalaovana...
Raha misy ratram-po na azom-pahoriana ianao
Dia làlana lalovana io mba hanefena anao
Na dia mavesatra aza tsy hanariana ny finoana
Ho maivana aminao rehefa Jeso no antsoina
Tsarovy...
Hatramin izay
Toa nangina foana aho
Nandefitra
Tsy mba namaly anao
Matetika aho no
Milaza fa tiako ianao
Nefa indraindray
Toa araraotinao
Ho ahy sy ho anao
No nandeferako hatramin izay
Fa tsy hoe sanatria
Tsy...
Music video by Mary J. Blige performing Be Without You: Yahoo Pepsi Smash
with John Boyd [Video Director], Chris Slater [Video Producer], Steve Izay [Video Producer]
(C)...